MAHARATSY ?

Aza mino fa misy olona miraharaha ny hoe “maharary ve ny fanalana volo?”. tena matotra?
Voalohany, tsy misy maharary anao. Ny vavan’ny akoho no tapahinao fa tsy ny rantsan-tananao.
Faharoa, tsy misy nerveuse amin’ny vavan’ny akoho, ka tsy hahatsapa fanaintainana ny akoho. Sahala amin’ny manicure, handratra ve ianao rehefa manao manicure?